Teny iditra | fandriaka (riaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra mandriaka, mandeha na mizotra toy ny riaka: Loza ny fandriakan' ny rany tamin' ny tany [1.1] | |
Fivaditsoratra | afandrika, fandraika, fandriaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |