|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  riaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Anarana :
5  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6  Rano avy amin' ny ranonorana mikoriana amin' ny tatatra: Nentin' ny riaka ny satrony ka tsy tratra intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  small streams of water running here and there after rains and running into rivers; the little streams of water after a wave [1.2]
8  small streams of water after rain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  l'eau de pluie qui forme torrent, torrent d'eau [1.3]
10  ruissellement des eaux de pluie [1.8]
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny riaka io

Teny iditra (2/3)15  riaka
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  ranomasina [Tambahoaka] [1.78]
18  Rano be; ranomasina: Anivon' ny riaka no anarana niantsoana fahizay ny tanintsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19  the sea [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20  la mer [1.3, 1.8]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)22  riaka
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24  habetsahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25  ce qui est en grand nombre, comme une couvée de poussins, un troupeau [1.3]

Fivaditsoratra  26  arika, iraka, karia, raika, rakia, riaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18