|
|
|
|

Teny iditra1  fandriaka (riaka)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Toetran' ny zavatra mandriaka, mandeha na mizotra toy ny riaka: Loza ny fandriakan' ny rany tamin' ny tany [1.1]

Fivaditsoratra  4  afandrika, fandraika, fandriaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20