Teny iditra (1/2) | 1 fandriandry |
Fototeny | 2 fandry |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetoetra, fomba fandehan-javatra, na tsara na ratsy: Hijery ny fandriandrin' ny raharaha no nahatongavako |
Teny iditra (2/2) | 5 fandriandry |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.78] [Tanala]
fitsotsorana, tsotsotra mba haka aina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |