Teny iditra fandry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba na toetran' ny olona na biby mandry, mitsotra: Jereo itỳ fandrin' ny zanakao: ny lohany indray no any an-tongotra
Fiafarana: Manao ahoana ny fandrin' ny resaka tao? [1.1]
Ohatra Ny fanao ratsy hafa koa amin' ny tsy fanajana ny hevitry ny hafa dia ny fanazimbazimbana ny hevitry ny namana izay tsy mitovy fandry amin' ny hevitry ny tena. [2.285]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra fandry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Zavamaniry lava ravina fanaovana tafo, fandrana [1.78]
Voambolana 
Tovy hevitra fandrana

Teny iditra fandry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Plante non identifiée dont on mange les graines. On l'appellerait aso en Imerina (d'après Samat). Ce dernier nom paraît forgé par un informateur facétieux ( eso : moquerie, se moquer de quelqu'un). [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/31