Teny iditra | fandri-borovoro | |
Singan-teny | fandrika ; vorovoro | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandri-borona misy tady kely izay isavorovoroan' ny vorona ka ahafahana misambotra azy mora foana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ fandriborovoro ] A loose kind of snare. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Piège à plusieurs lacets propre à embrouiller les oiseaux [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |