|
|
|
|

Teny iditra 1  fandrika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Zavatra atao hisamborana biby, indrindra ny vorona: Fandri-boalavo
15 Fitaka atao hamelezana ny hafa
16 Fitanana mialoha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 a snare, a trap, a gin. Applied also to words used to ensnare any one. [1.2]
18 a trap [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 piège [1.8]
20 piège, nasse [1.13]
Mpanahaka  21  vovo
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny hoe fandrika
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21