|
|
|
|

Teny iditra 1  fandrihana
Fototeny  2 fandrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Samborina amin' ny fandrika, amin' ny zavatra amboarira mba hahazoana am-pitaka: Nofandrihana no nahazoana io vorona io
9 Tanana mialoha amin' ny vola: Tsy azonao amidy intsony ireto vary ireto fa efa nofandrihako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be ensnared, to be entrapped. [1.2]
11 to be trapped; to be subscribed to (of a periodical); to be reserved (of a hotel room, a seat, etc); see mamandrika, famandrihana [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on piège: qu'on abonne; qu'on retient (se dit d'une chambre, une place, etc) [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19