Teny iditra | 1 fandrihana (fandrika) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Samborina amin' ny fandrika, amin' ny zavatra amboarira mba hahazoana am-pitaka: Nofandrihana no nahazoana io vorona io [1.1] 4 Tanana mialoha amin' ny vola: Tsy azonao amidy intsony ireto vary ireto fa efa nofandrihako [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 To be ensnared, to be entrapped. [1.2] 6 To be trapped; to be subscribed to (of a periodical); to be reserved (of a hotel room, a seat, etc); see mamandrika, famandrihana [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 Qu'on piège: qu'on abonne; qu'on retient (se dit d'une chambre, une place, etc) [1.8] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |