Teny iditra fandrin-dambo
Singan-teny fandry ; lambo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fomba fandry tsy misy kitotony fa mifangaro be misaritaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se coucher pêle-mêle, sans ordre, c' est faire comme les cochons. [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/04