Teny iditra fandroahana (roaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanosehana handeha hialoha na hihataka: Fandroahana ny omby any an-tsaha. / Nahatsikaiky ny fandroahan' i Niry kely ilay alika
Fanesorana, fanendrena hiala: Tsy fanao ny fandroahana mpiasa tsy misy antony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of driving out or away [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action d'expulser [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20