Teny iditra | roaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fampandehanana ny biby, vorona andrasana ho eo alohan' ny tena Fampialana handeha Fanosehana handeha hihataka: Nataony roaka alika aho, sanatria [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A driving away [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de chasser, de pousser devant soi [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | akaro, akora, karao, koara, oraka, raoka, roaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |