|
|
|
|

Teny iditra1  fandrohy
Fototeny  2  rohy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mandrohy, izany hoe mamatotra mafy na misambotra omby amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na ny tongony

Fivaditsoratra  5  fandriho, fandrohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21