|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  rohy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  tady, kofehy [Sihanaka] [1.78]
9  Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataovy rohy foza izay mpangalatra tratra
10  Fatotra: Ratsy rohy angamba ilay omby matoa afa-nandositra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  a cord used for binding [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  attache, lien [1.8]
Ohatra  13  Ny rohy dia fisamborana omby masiaka amin' ny tadivavarana. [2.643]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)16  rohy
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  omby voafatotra mba hoterena [Taisaka] [1.78]
19  Zanak' omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso [Tsimihety] [1.1]

Teny iditra (3/3)20  ROHY
Sokajin-teny  21  anarana (fanafohezanteny)
Fanazavàna teny malagasy  22  Rindran' ny Olom-pirenena Hiarovana ny Iaraha-manana [3.1]
Tsanganana sy sary iray takila  23  Fanafohezan-teny

Fivaditsoratra  24  hory, ROHY, rohy, hory, ROHY, rohy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31