|
|
|
|

Teny iditra1  fandroso (roso)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba entina mandroso; mandeha eo aloha; manolotra zavatra ho an' olona, izay apetraka eo anoloany: Tsy toy izao no fandroso sakafo ho an' ny vahiny, ry Bozy a ! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  Manière d’avancer, de présenter quelque chose, ce qu’on peut présenter [1.3#550]
Ohatra  5  Rehefa tonga ivelan' ny tanàna dia manomboka ny "fandroso. [2.436#]
6  Lasa kosa i Feno sy Donga, nanao fandroso-miaramila manao latsa-kalina ara-bakiteny: tsy hay avahana amin' ny manodidina azy ary tsy heno fihetsika. [2.472#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07