Teny iditra fandrotsahana (rotsaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de verser, l’instrument pour verser quelque chose [1.3]
Ohatra hatao manaraka ny didy aman-dalàna manan-kery ny fandrotsahana ho an' ny Tetibolam-panjakana sy ho an' ny Vondrom-bahoakam-paritra [1.384]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08