Teny iditra | faneho itatra | |
Singan-teny | faneho ; itatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana fandrefesana hafana ambony amin'ny alalan'ny fijerena ny itatry ny zaka iray [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pyromètre à dilatation [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |