Teny iditra fanendrikendrehana (endrikendrika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony, fanosoran-dratsy; fanombotombohana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de calomnier [1.3]
Ohatra 
1Raha azo lazaina fa misy ambaratonga ny lainga, dia ny fanendrikendrehana no tampon-dohan' ny ratsy indrindra. [2.285]
2na fihetsika ivelany saingy miafina amin' ny olona fihatsarambelatsihy na fahafihinam-bava, fanendrikendrehana na fahafoizan-tena. [2.296]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31