|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  endrikendrika
Fototeny  2  endrika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [duplicatif diminutif] [1.3]

Teny iditra (2/2)5  endrikendrika
Sokajin-teny  6  anarana
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12  Filazana ho nataon' ny hafa ny ratsy tsy nataony; fanosoran-dratsy amin' izay tsy natao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13  slander, insinuation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14  calomnie [1.3, 1.8]
15  fausse accusation [1.3]
16  insinuation [1.8]
Ohatra  17  Ao ny endrikendrika natao fanahy iniana mba hisian' ny fanalalanana hamidy lafo rehefa avy eo. [2.472]
Mpanahaka  18  hoso-dratsy, hoso-potaka, tombotomboka
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny endrikendrika io

Fivaditsoratra  20  endrikendrika, indrekindreka

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/31