Teny iditra | 1 fangainana |
Fototeny | 2 gaina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fahadisoam-panantenana: Mafimafy kokoa ny fangainan' ny mpianatra try afa-panadinana noho ny an' ny tsy nahazo tamin' ny an-tsapaka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Le désappointement |
Fivaditsoratra | 6 fanaingana, fanangiana, fangainana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |