|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  gaina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana [1.1#389]
Fanazavàna teny anglisy  17 disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18 Désappointé, décontenancé [1.3#193]
Mpanahaka  19  diso fanantenana, 20  diso paika, 21  diso tetika, 22  malazo molotra, 23  mangaihay, 24  mangaina, 25  mangasihasy, 26  mangetoka, 27  mangotsoka, 28  manjahana, 29  manjahatra, 30  mitokaiky, 31  ny antenain-tsy azo ny an-tanam-botsotra
Fikambanana  32  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe gaina

Teny iditra (2/2) 33  gaina
Sokajin-teny  34  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  38 Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  39 Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec [1.3#194]
Tovy hevitra  40 gaingaina

Fivaditsoratra  41 ainga, gaina, 42 Nagay

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22