|
|
|
|

Teny iditra1  fangalàna
Fototeny  2  ala
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanesorana isa iray amin' ny isa lehibe noho izy: Efa mahay fangalana ny zafikeliko vao efa-taona
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] action de prendre, d'enlever, d'ôter, d'arracher, de délivrer, de vendre ou céder à un prix
6  [1.13] prélèvement
Tovy hevitra  7  fanalàna
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny fangalàna io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20