|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanalana
Fototeny  2  ala
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything.
6  [1.7] the act of removing
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] action de prendre, d'ôter
Ohatra  8  Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra. [2.245#]
Tovy hevitra  9  fanala
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)19  fanalana
Fototeny  20  ala
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.1] Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.13] soustraction
Voambolana  24  Matematika: rafitrisa
Tovy hevitra  25  fangalana
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny fanalana io

Fivaditsoratra  27  falanana, fanalana, nalafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21