|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fangana
Fototeny  2 gana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina managana, mandrindrina varavarana na mikapoka mafy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Manière de fermer avec bruit [1.3]
Tsipelina hafa  6 fanagana

Teny iditra (2/2) 7  fangana
Fototeny  8 fanga
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  14 [Provincial] to be set about or applied to with all attention [1.2]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fangana

Fivaditsoratra  16 fananga, fangana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22