|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  gana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Feom-baravarana rehefa vohaina na arindrina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 [Mal. and Jav. kana, hit, struck.] See poka, dona [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  23 Choc des portes, bruit des portes qui se ferment, bruit du battant sur le tissu [1.3]
Voambolana  24  Feo
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe gana

Teny iditra (2/2) 26  gana
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny anglisy  28 a provincial name for a duck. See ganagana, vorombazaha [1.2]
Voambolana  29  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  30 anga, gana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19