|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  fangaoka
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: vorona
Fanazavàna teny anglisy  4  a kind of bird. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  nom d'une espèce d'oiseau. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (2/6)6  fangaoka
Fototeny  7  haoka
Sokajin-teny  8  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9  Fomba entina mandoaka, mandavaka
10  Azo loahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  A native hairbrush
12  any small instrument used in giving a smooth surface to pottery ware. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13  instrument pour polir la poterie fraîche [1.3]
14  qui sert à fouiller, à râcler [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (3/6)15  fangaoka
Fototeny  16  haoka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  Sotrobe lany fia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19  Grande cuillère usée par le service [1.3]

Teny iditra (4/6)20  fangaoka
Fototeny  21  haoka
Sokajin-teny  22  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  23  Kinga amin' ny hafetsena; fatratra raha hangaroka ny hevitra na ny an-karomiafin' ny sasany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  24  Roué; habile à pénétrer la pensée, le secret [1.3]

Teny iditra (5/6)25  fangaoka
Fototeny  26  haoka
Sokajin-teny  27  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  28  perverse, stubborn, unmanageable, intractable [1.2]

Teny iditra (6/6)29  fangaoka
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny anglisy  31  an imprecation invoking the entire loss of property, as: Hitondra fangaoka an-tranony anie iny zavatra nangalariny iny, May his theft bring on him the ruin of all his property. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  32  Imprécation : Hitondra fangaoka any an-tranony anie iny ! (Que cette chose volée porte la ruine dans sa maison !) [1.3]

Fivaditsoratra  33  afangoka, fangaoka, fangoaka

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/19