Teny iditra | fangaroka (haroka) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mihady, mangaroka, mitsapa [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Manière de sonder [1.3] | ||||
Haiendriteny |
| ||||
Teny iditra | fangaroka (haroka) | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Azo hadina, tsapaina, tadiavina ho fantatra [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut fouiller [1.3] | ||||
Fivaditsoratra | fangaroka, fangoraka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |