| Teny iditra (1/2) | 1 fangitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina. Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza. Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny.
[1.10#F.339] 20 Faritra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 a curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication. It is not used of a parallelogram. See faritra
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 contour, délimitation, circonscription
[1.3#147] 23 coordonnées [1.13] |
| Fikambanana | 24 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 16 misy ny teny hoe fangitra |
| Teny iditra (2/2) | 25 fangitra |
| Sokajin-teny | 26 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 [Antemoro] tapaka (volondoha)
[1.78] |
| Fivaditsoratra | fangitra, 28 fitranga |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|