|
|
|
|

Teny iditra 1  faritra
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Ny sisin-javatra: Lazao aiza avy ny faritr' i Betsileo
22 Fetra mamangitra zavatra iray: Asivo faritrany tokotanintsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 a mark, an outline, a defined boundary, extent [1.2]
24 a limit or boundary [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 trace pour limiter quelque chose, encadrement, bordure, délimitation, contour, bornes [1.3]
26 limite, trace [1.8]
Ohatra  27  Asivy faritra ny tanimboly (Mettez une marque pour délimiter le champ) [1.3#155]
28  Aiza ny faritr' Imerina? (Où sont les bornes de l’Imerina?) [1.3#155]
Mpanahaka  29  fangitra
Zanakanarana 
Fikambanana  52  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 38 misy ny teny hoe faritra
Tsanganana sy sary iray takila  53  Ny faritra roa ambin' ny roapolo

Fivaditsoratra  54 faratry, faritra, 55 firatra, firàtra, 56 rafitra, 57 rifatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19