Teny iditra (1/2) | 1 fangitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina. Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza. Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny. [1.10#F.339] 4 Faritra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication. It is not used of a parallelogram. See faritra [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 contour, délimitation, circonscription [1.3#147] 7 coordonnées [1.13] |
Voambolana |
8 Matematika: alijebra |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 30 fangitra |
Sokajin-teny | 31 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
32 tapaka (volondoha) [Taimoro]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 33 fangitra, fitranga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/11 |