|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanidina
Fototeny  2  idina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba fanao raha manidina, mandatsaka anaty lasitra: Toy izao no fanidina lakolosy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Ce qu’on peut verser, qu’on doit couler, manière de verser [1.3]

Teny iditra (2/2)6  fanidina
Fototeny  7  sidina
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  10  Fomban' ny vorona manidina, na mandeha eny amin' ny habakabaka amin' ny alalan' ny elatra: Samy hafa ny fanidin' ny akoho sy ny voromahailala [1.1]
Ohatra  11  Kijejy minaonaona andro valala va no avo fanidina? [2.131]
12  Ary ny toloho, dia alakaosy : fa vorona iva fanidina ny toloho. [2.48]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny fanidina io

Fivaditsoratra  14  andifiña, fanidina, fidinana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20