Teny iditra | 1 fanilihana |
Fototeny | 2 ilika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanosehana hihataka, fampihatahana; famindrana voina, fanesorana tsy ho isany |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#278] L’action de pousser vers, l’instrument, le lieu, celui sur qui on rejette |
Ohatra |
6 Aza ny maty tsy miteny foana, Raondriana, no atao fanilihana sy atao zoron-trano fiolahana. [2.587#] 7 Efa ho lava ny fanosihosena sy ny fanilihana ary ny famitahana azy ka tsy soa ho azy ve ny mijery izay hasiany ny tongony? [1.369#] |
Fivaditsoratra | 8 fanilihana, fihilanana, hifanalany, hifanilana, lany fanahy, nilafihana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |