| Teny iditra | 1 ilika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
25 Teny ilazana ny ila, ny tehezana: Marary ato amin' ny iliko havanana ato
26 Fanosehana zavatra manakantsakana ho eny an-tsisintsisin-toerana 27 Fanomezantsiny ny sasany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] 28 the side [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 le côté
[1.8] |
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe ilika |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 32 akily, ilika, 33 Lykia |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|