Teny iditra | 1 fanimbana |
Fototeny | 2 simba |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanisiana ratsy mitera-pahavoazana; fisakantsakanana ny fahombiazana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 L'action de gâter, d’endommager, de faire tort, la cause, le moyen, le lieu [1.3#606] |
Ohatra |
6 Ilaina hofehezina izy io, fa tsy avela hanohy io fanimbana ataony io. [2.445#] 7 Fampa-tahorana ahy fotsiny ve izany, mba ho fanimbana ny saiko hatahotra? [2.643#] |
Fivaditsoratra | 8 fanambina, fanimbana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |