|
|
|
|

Teny iditra 1  simba
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  36 Misy nahavoazana ka nanjary ratsy: Simba lahy ny tarehiny noho io ratra io !
37 Levona: Simban' ny havandra ny volin-dry zareo
38 Lo: Efa simba ireto paiso ireto fa ario [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  39 spoiled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  40 endommagé [1.3, 1.5]
41 abimé [1.3, 1.8, 1.5]
42 avarié [1.13, 1.5]
43 gâté [1.3, 1.5]
44 détérioré, sali, altéré, qui a subi une perte, un tort, dégradé, défiguré [1.3]
Ohatra  45  Betsaka angaha ny zavatrao simba? [2.472#25]
46  Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba. [2.356#182]
Fikambanana  47  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe simba
Ohabolana  48  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  49 samby, 50 Sibma, simba

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21