|
|
|
|

Teny iditra 1  fanimpitony
Fototeny  2 impito
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Famerenana asa iray hatramin' ny impito: Fanimpitony izao no nakany io fanadinana io nefa mbola tsy afaka foana izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 pour la septième fois [1.3]
Ohatra  7  Ary nony fanimpitony, dia hoy izy: [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19