| Teny iditra | 1 impito |
| Fototeny | 2 fito |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Enti-milaza fiverenan-javatra inenina miampy indray mandeha: Avadiho impito ny lelanao alohan' ny hiteny, hoy ny Soratra Marina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 seven times.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 sept fois
[1.3] |
| Ohatra |
9 ka na maty impito na torana impolo aza tsy maninona raha matin-kanin-tiana [2.131] 10 Hatramin'ny impito va? [2.996] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe impito |
| Fivaditsoratra | impito, 12 mipoty, 13 mitopy, 14 mpioty |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|