Teny iditra faningina (tsingina)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina maningina, mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra azy amin' ny vifotsy hafa
Azo tsinginina [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14