|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tsingina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Fandraisan-javatra amin' ny loha rantsan-tanana fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 Action de prendre en pinçant, de toucher légèrement par un bout, d’effleurer le sommet, de prendre peu à peu, de faire la petite bouche, le délicat [1.3#778]

Teny iditra (2/2) 9  tsingina
Sokajin-teny  10  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  15 Fampitohizana vifotsy na fanampenana vifotsy loaka amin' ny firaka na zavatra hafa toy hy solohoto atao mahamay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16 soudure [1.3#778, 1.13]
Voambolana  17  Haitao
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny hoe tsingina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20