| Teny iditra | 1 fanintelony |
| Fototeny | 2 intelo |
| Sokajin-teny | 3 tambinteny [Fitanisana] |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Famerenana asa iray hatramin' ny intelo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.75#xlvii] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 pour la troisième fois
[1.3] |
| Ohatra |
7 Nony nanala fanadinana fanintelony anefa aho tamin' io taona io, afaka.
[2.472#157]
8 Tsara ery izy izany, hoy Rainitoandro, sady natsotrany haka fanindroany sy fanintelony ny tanany. [2.470#45] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|