|
|
|
|

Teny iditra1  fanitarana
Fototeny  2  itatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanalehibeazana, fanalalahana; fampitomboana (na habe na habetsahana): Fanitarona ny tanimboty
5  Fampitomboana habe, fanabeazam-boho: Fonitarana ny fanjakan' Andriamanitra
6  Fampitomboana filaza: Aza dia be fanitarana loatra ianao rehefa mitantara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  L’action d’agrandir, d’élargir, de développer [1.3#286]
8  extension [1.13]
Ohatra  9  atao ny tenintsika dia fanitarana ny vava-fery efa nisy. [2.285#]
10  Anisan' ny fomba nampiasainy tamin' izany ny fanitarana ny velaran-tany novoleny. [2.472#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  añintafara, fanitarana, faritanàna, fatan' arina, fiatranana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08