|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanito
Fototeny  2  ito
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manito, manapaka
Azo tapahina

Teny iditra (2/2)5  fañito
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.19] [Tankarana] outil à séparer les cheveux, en os, sert à tirer les raies sur la tête. (sàvika) Rac. hitsy (?).
Tovy hevitra  8  fañity, faninty

Fivaditsoratra  9  afonti, fañito, fanito, fanoty, fantio, finato, fotani, fotany, fotina, nafoti, nitafo, notafi, tinafo, tofina, tonafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08