Teny iditra fanitrihana (sitrika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandentehana any anaty rano: Tsy mora ny fanitrihana alika ao anaty rano
Fanafenana: Ato no fanitrihan-dry zalahy ny boky tsy tiany ho hita
Fandevenana, fampidinana na fametrahana ao anaty fasana: Amin' ny telo ny fanitrihana ny razana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de plonger, d'enterrer, de cacher, de se plonger, de se cacher, le lieu, le motif [1.3]
Ohatra 
1Azy manokana irery kosa ny fiasana tanimboly, ny fihavana azy volana ira na roa aorian' ny fanitrihana ny masomboly na ny fanatsatohana ny taho-mangahazo. [2.470]
2ny fanomanana sy ny famongarana ny faty, ny fiandrasana azy, ny fanitrihana, ary ny aorian' ny fanitrihana. [2.436]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08