|
|
|
|

Teny iditra1  fanitsaka (hitsaka)
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Fomba entina manitsaka, manosy, manao tsinontsinona
4  Azo hitsahina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Ce qui mérite d’être foulé aux pieds, que l'on méprise, la manière de mépriser [1.3#252]
Ohatra  6  ny tsy hisondrotan'ny ambany fa ho fanitsaka mandrakizay! [2.503#]

Fivaditsoratra  7  afantsika, fanatsika, fanitsaka, fitsakana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08