Teny iditra (1/2) | 1 fanjaitra |
Fototeny | 2 zaitra |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manjaitra: Tsy tiako ny fanjaitran-dRakoto palitao Azo zairina: Ny baoritra tsy mba fanjaitra |
Teny iditra (2/2) | 5 fanjaitra |
Fototeny | 6 zaitra |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Fiasana vy lavalava kely marani-doha misy loaka ny vodiny mba hidiran' ny kofehy: Akao fanjaitra hanjairana itỳ akanjonao tata-jaitra |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2, 1.7] a needle |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] aiguille |
Ohatra |
11 fanjaitra sy ny lamba vaovao zairina indray maka; [2.69#] 12 Dia jereo tsara ny fanjaitra kely, fa izy no mpanondro ny ora. [2.332#] |
Mpanahaka | 13 filo, tsaika, tsiverianala |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny fanjaitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/30 |
![]() |