|
|
|
|

Teny iditra 1  zaitra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely
21 Fomba nanjairana: Tsara zaitra itỳ akanjonao itỳ izany! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 sewing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 couture [1.8]
Ohatra  24  Ny sarifilanelina tsy akory tsy niova, fa ny didiny, tsy ilay zaitra kitapo iray trano sahala amin' ny taloha intsony. [2.472#31]
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20