|
|
|
|

Teny iditra1  fanjakan-dehilahy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ny fampirafesana no antsoina amin' izany satria zavatra tsy tantin' ny vehivavy ny mirafy
Fanazavàna teny frantsay  4  [2.415#1420] La polygamie c' est le royaume de l' homme. Surnom de la polygamie parce que le mari avait à gouverner ce ménage difficile.
Singan-teny  5  fanjakana, lehilahy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07