Teny iditra (1/3) | 1 fanjakana |
Fototeny | 2 zaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Pôlitika |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina 6 Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io 7 Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession. [1.2] 9 government; the administration [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu [1.3#866] 11 gouvernement; l'administration; règne, royaume [1.8] 12 état [1.13] |
Ohatra |
13 Ho anao ny tany sy ny fanjakana. [2.508] 14 Nifarana teo ny fanjakana Malagasy. [2.113] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Teny iditra (2/3) | 24 fanjakana |
Fototeny | 25 jaka |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
28 l'action d'offrir des étrennes, le temps des étrennes [1.3#290] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 33 Ohabolana misy io teny fanjakana io |
Teny iditra (3/3) | 34 Fanjakana |
Singan-teny | 35 fanjakana |
Sokajin-teny | 36 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
37 Haitoetany: tanàna |
Tsanganana sy sary iray takila |
38 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 39 Fanjakana, fanjakana, fanjanaka, Fanjakana, fanjakana, fanjanaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |