Teny iditra fanjariana (zary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahatongavana, fiovana: Ny fanjarian' ny sakafo hanintsika ho ra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de se changer [1.3]
Ohatra Tsy inona fa tsy fifampitokisana no antony, fifampiandrasana kendry tohina lava, fanilihana amin' ny hafa izay mety ho tsy fanjariana mitranga, fiheveran-tena ho tsy mba diso amin' izay lazaina sy atao. [4.26]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10