| Teny iditra (1/2) | 1 zary |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Tonga: Zary ngazana ny tany noho ny tsy fisian' ny orana enim-bolana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 suitable, fit; existing, formed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 apte, propre, convenable; formé
[1.8] |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe zary |
| Teny iditra (2/2) | 16 zary |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 [Antesaka] fitomboana
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 19 riza, zary, 20 zira |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|